"...Mino sy mivelona ny Fitiavan'Andriamanitra"
Le 07/11/2016
Bonjour,
Nous avons le plaisir de vous présenter notre activité que notre atelier a spécialisé dans la fabrication et la fourniture des médailles, coupes, trophée, insigne personnalisé, pin's, impression, vannerie, confection et sérigraphie (casquette - t-shirt - sac, etc...), broderie industrielle et divers articles en cuivre et en aluminium
En attendant la commande de votre part,
Nous remercions à l'avance
Bien cordialement,
SRR Service
Spécialiste des récompenses et de distinction
LOT VM 96 Bis F Androndrakely
Antananarivo
+261 34 20 136 03
+261 33 29 136 03
srrexpress@gmail.com
www.srrexpress-85.webself.net
Votre nom : André
Votre Email : andrerakotoarisoa@gmail.com
Le 27/09/2016
Bonsoir, je me permet de vous écrire afin d obtenir de votre part une aide precieuse pour pouvoir continuer a aider une jeune personne qui croit en la parole de dieu et qui aimerait vivre pleinement sa vie dans la joie et le bonheur. Cette personne courageuse est étudiante dans une université et se prépare aussi a entreprendre une formation professionnelle. Seulement afin de faire face a ses dépenses journalières, elle se doit de trouver un petit emploi le soir ou de nuit mais n a malheureusement pas de vrais contacts. J ai un peu étudié la situation et je sais que la vie à Madagascar est fort bien délicate.Etant en France, je recherche de mon coté sur internet, et j ai un peu de mal aussi a trouver un réel contact afin de pouvoir l'aider a se réaliser pleinement. j'hesite a contacter l'Ambassade de France, le Consulat ou autre organisme ou administration qui pourraient m aider. N étant pas sur place, je me permet de me tourner vers vous afin de m'éclairer tout en sachant que je pourrai vous donner tous les renseignements necessaires lors d'un prochain mail. je vous remercie de votre attention, et vous prie d'agréer l'expression des mes sentiments distingués.
Répondre à: abthomas@live.fr
Le 25/03/2012
miarahaba antsika .Ny livre d'or araka ny hevitro, tsy fifampiresahana sahala @mail, fa kosa hilazana indrindra izay tantaram-piangonana apetraka ho an'ny taranaka .Koa iriko tokoa ny hahazo izay raki-tsary sy soratra avy amin'ireo nahatahiry ho fanamarihana ny faha- 145 taonan'ny fiangonana. Tsarovy fa ny olona mandalo , fa ny tantara mitoetra . Misaotra
Le 13/03/2012
mbola faly miarahaba antsika rehetra indray
mba mangataka izay mba afaka manome version numérique ny hafatry ny archeveque 2012 dia misaotra mialoha
Le 12/10/2011
http://www.facebook.com/profile.php?id=100002707152435
Le 30/03/2010
Manao ahoana daholo!
Asa na efa nisy nilaza teto @ siten'ny fiangonantsika na tsia fa ny Concert de Noel 2009 nataon'ny ODAM ny 19 Décembre 2009 dia nalefa t@ TVM ny andron'ny Noely ary navoka DVD ihany koa.
Misy hira eo @ 20 eo ao anatiny ka nampidirinay ao avokoa ny hira nanaovanay fifaninanana t@ 2009.
Efa novelomina indray koa ny ODAM zandriny izay hofanina handimby ireo amperinasa @zao fotôna.
Faly izahay milaza izany vaovao izany @ mpiaramivavaka rehetra ary indrindra ireo izay mahatsiaro any ampitandranomasina any.
Izay ary fa @ manaraka indray.
Bà mamy be mihintsy indrindra fa i Viviane sy i Seheno.
Bolo
Le 30/03/2010
Hadinoko ny nilaza fa raha tsy misy ny sampona dia ato ny Sabotsy 17 Avril 2010 ao @ Fiangonantsika manomboka @ 04ora hariva ny Antsan-kira ho an'ny Fitsingerenan'ny taona niforonan'ny ODAM.
Dia manainga antsika rehetra hitadidy an'io daty io sy ho avy hanotrona ny choralen'ny Fiangonantsika.
bolo
Le 17/03/2010
Mankahery ny Zanaky ny Fiangonana rehetra ny fiatahian Tompo hitoetra ao aminareo, dia tsraovy ny fetiny Masindahy Josefa, ilay mpiaro ilay fandriaa kely ny finoana, tsy nahatsirovantena nangatsi-po, fa satry hitoetra ao na dia ilay lamesa maraina iny aza, na dia ilay fotoana tantely hanentanana sy hirana taminy fo ilay mapahary. Mahagaga, ilay tantely kely i Josefa, tena mamy tsy nety ritra ho ny fitiavana Andriamanitra
Le 27/02/2010
Misaotra @site internet fa tena mahafinaritra tokoa.
Samia ho tahin'Andriamanitra
Le 17/12/2009
misaotra @ le site internet e!
veloma ao @ chorale ODAM rehatra ao!
blue, bolo, richard, faly, rindra
hoy i viviane ODAMA fahiny
Le 15/07/2009
Misaotra an'Andriamanitra lehibe;misaotra ny fiangonana saint joseph mahamasina nahaleibe niaro anay sy mbola miaro hatrany;misaotra anareo mikarakara,Voninahitra lehibe oan'Andriamanitra
Le 21/03/2009
[center][/center]Bjr!Hafaliana lehibe ho ahy ny manoratra ato anatin'izao takelaka manokana izao. Hery lehibe eo amin'ny Fiainan'ny Fiangonana ny fananana tranonkala ahafahana mampandroso bebe kokoa ny fanjakan'Andriamanitra. Ho ela velona e!