Ho fankalazana ny faha-52 Taonany sady famaranana ny Taon-Jobily Masina maneran-tany 2025, dia nanolotra "Concert de Noël" nampitondraina ny lohateny hoe: "HIRA NO FIAINANAY" ny Antoko Mpihiran'ny Paroasy ny Sabotsy faha-20 Décembre 2025.
Raha hifandray amin'ny Tarika::
ECAR St Joseph Mahamasina, Antananarivo, Madagascar
034 63 840 48
onjandrafitra@ymail.com