Créer un site internet

Livre d'or

FIANGONANA FIOMBONANA
Ianareo no fanasin'ny tany sy fahazavan'izao tontolo izao!

"...Mino sy mivelona ny Fitiavan'Andriamanitra"

26 message(s) dans le livre d'or

michel aina Le 24/02/2007

faly miarahaba ny kristianina rehetra, fisaorana ho an'ireo nanokatra ny site hahafahanay aty tany lavitra mahalala sy mahafantatra ny vaovao rehetra mikasika ny fiaingonana. mamerina ny fisaorana;

rambeloson Le 17/02/2007

Mankasitraka ny mpamorona ity pejy mahafinaritra ity, dia mirary soa sy fahombiazana ho an'ny kristianina rehetra eto mahamasina sy i Père Jérôme raha mbola ao izy.

Écrire un message sur le livre d'or

En cochant cette case, j'accepte que les données soumises par ce formulaire soient utilisées pour un affichage sur le site et traitées en accord avec notre politique de confidentialité.
 

Créer un site internet avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site