Créer un site internet

Les évènements majeurs de la vie de la Paroissse d'un seul coup d'oeil

JANOARY 2011

-------------------------------------------------------------------------------------------------

Zoma   01: Fankalazana an’i Masina Maria Renin’Andriamanitra
           Zoma Voalohany, Sorona Masina Maraina @ 6 Ora sy sasany

Alahady 03: EPIFANIA
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
   Fanokanana an’ireo Mpizara Komonio
   Fiarahabana ny Pretra
   Fiarahabana RAD eto @ Diosezy

Alahady 10: NANAOVANA BATEMY NY TOMPO
   Fifampiarahabana Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana

Alarobia 13:  Fivorian’ny Chef Kartie @ 6 Ora.

Zoma 15: Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Asabotsy 16: Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 2 Ora
   Fiomanam-bavaka Masera Mpiandry Ondry Tsara @ 4 Ora

Alahady 16: Alahady Tsotra faha-2 Taona D
Fankalazana ny faha-25 taona nahatongavan’ny Masera Mpiandry Ondry Tsara Amparibe Mahamasina @ Sorona Masina maraina
Assemblée Générale ODAM
Fetin’ny Seminera Zandriny Ambohipo @ 9 Ora sy sasany

Alahady 23 :Alahady Tsotra faha-3 Taona D
   Fifampiarahabana Faritra Mahamasina Avaratra
   Fifampiarahabana ny Faritra Tsimialonjafy
   Fifampiarahabana ny FKP Andrefan’Ambohijanahary
   Recollection MDMK
   Lamesa fanokafana ny Visite Pastorale ny Faritra Mahamasina Atsimo
   Fifampiarahabana ny Mpiservy Lamesa
   Fetin’ny Fikambanana Soeurs Salésiennne

Asabotsy 30: Fanomanam-panahy ny TAFIKA

30-31-01/02/10 Laretirety MDMK hoan’ireo hanao famehezantena

Alahady 30: Alahady Tsotra faha-4 Taona D
   Fankalazana ny faha-10 taona ny TAFIKA
   Fifampiarahabana ataon’ny TAFIKA
   Antilin’I Madagasikara :FIBO
   Fifampiarahabana ny Faritra Andrefan’Ambohijanahary sy TAKRIKA
   Fifampiarahabana ny Faritra Mahamasina Atsimo
   Taom-baovao FIFAKRI Mahamasina
   Fifampiarahabana ny Ankohanan’ny Mpiservy@ 2 Ora.

FEBROARY 2011

-------------------------------------------------------------------------------------------------

Talata 02: Fanolorana ny Tompo

Talata 02 -10: Neuvaine MDMK

Alakamisy 03: Ora Masina sy Konfesy @ 5 Ora sy sasany

Zoma 04: Zoma Voalohany, Sorona Masina maraina sy hariva

Alahady 06: Fankalazàna ny Jiro Masina mandritra ny SM telo. Mitondra jiro ny
kristianina, fitsofan-drano ny ankizy rehetra
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
   Fiofanana MDMK
   Fitadiavambola 1 FET

Alarobia 10: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Zoma 11:  Fetin’I Notre Dame de Lourdes
 11-12-13 Triduum ( MDMK)

Asabotsy 12: Fiofanana Batemy
Lamesa fanokafana ny APV, ny Kristianina Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana.
FFVA

Alahady 13: Alahady faha-6 Taona D
   Fankalazana ny NDL sy Famehezan-tena MDMK
   Fanosorana menaka ny marary

Alarobia 17:  Lavenona : Lamesa tokana @ 6 Ora maraina

Zoma  19: Karemy – lalàn’ny HAZO Fijaliana

Asabotsy 20:  Fiofanana Batemy
Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   Lamesan' ny Tanora

Alahady  20: Alahady voalohany ny karemy
   Assemblée Générale ny MDMK
   Lavenona hoan’ny daholobe
   Fifampiarahabana tratry ny taona ODAM

Asabotsy  26: Fiofanana Batemy

Alahady  27: Alahady faha-2 ny karemy
   Batemin-jazakely
   Recollection ny TAKRIKA, FKP Faritra Tsimialonjafy, Birao ny Faritra Mahamasina Atsimo


MARTSA 2011
-------------------------------------------------------------------------------------------------

Alatsinainy 01: Fanombohan’ny volan’I Masindahy JOSEFA

Alakamisy  03: Ora Masina sy Konfesy

Zoma   04: Zoma voalohany ny volana. Sorona Masina maraina sy hariva
   Lalàn’ny Hazo fijaliana

Alahady  06:  Alahady faha-3 ny karemy
   Recollection ny FKP sy TAFARADIA ny Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana.
   Recollection ny Faritra Andrefan’Ambohijanahary.

Alarobia  09: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Zoma   13:Lalàn’ny Hazo fijaliana
   Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Alahady  14: Alahady faha-4 ny karemy
   Recolection ny FKP Faritra Mahamasina Avaratra
   Fampiofanana ny FKP ny Faritra Mahamasina Atsimo
   Recollection ny Mpiservy

Zoma  19: Md Josefa Mpitaiza
   Fetin’ny Sekoly Md Josefa
   Lalàn’ny Hazo fijaliana
   Fetin’ny Fikambanana Soeurs d’Aosta

Asabotsy 20:  Fivorian’ny Mpizara Kômonio @ 7 Ora sy sasany
Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora

Alahady  21:  Alahady faha-5 ny karemy
   Batemy Dingana II
   Recollection FIFAKRI
   Recollection Birao sy ny Commission TAFIKA
   Recollection FET

Alahady  28: SAMPANKAZO
   Sampankazo TAFIKA Distrikan’Andohalo
   Recollection ny Birao ny Faritra Mahamasina Atsimo

Alatsinainy  29:  Fanombohan’ny Herinandro Masina

Alarobia  31: Fiaraha-mibebaka @ 5 Ora sy sasany

 
                                                                                                   APRILY 2011          

                                                     -------------------------------------------------------------------------------------------------

Alakamisy  01:  Alakamisy Masina
   Messe Chrismale
   Fanasan-tongotra ny Apostoly

Zoma   02: Zoma Masina

Asabotsy 03: Asabotsy Masina
   Dingana I
   Intégration

Alahady  04: PAKA
   Fitadiavambola 1 ny Faritra Tsimialonjafy
   Fitadiavambola ODAM

Alatsinainy  05:  Fitsangatsanganan’ny Mpiservy

Talata  06-09: Laretirety ny Apostolin’ny Famindrapon’Andriamanitra

Alarobia 07:  Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Asabotsy 10: Fiofanana Batemy

Alahady  11: Alahady faha-2 ny Paka
Fankalazana ny faha-30 Taona ny Mpiservy Lamesa @ SM maraina, fiaraha mikorana ny antoandro
   Alahady ny Famindrapon’Andriamanitra
   Recollection ODAM

Asabotsy 17: Fiofanana Batemy
   Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   Antsam-panahy ODAM

Alahady  18: Alahady faha-3 ny Paka
   Fetin’ny Réverend Père Vicaire Jody

Asabotsy 24: Fiofanana Batemy

Alahady 25: Alahady faha-4 ny Paka
   Batemin-jazakely
   Fitadiavambola 1 ny TAKRIKA
   Fetin’ny Fikambanana Soeur du Bon Pasteur
   Fankalazana ny faha-23 ny FTK : Tokimpanompona,velirano
   Recollection TFMA

 
                                                                                                   MAY 2011

                                                                   -------------------------------------------------------------------------------------------------

Sabotsy  01:  Md Josefa, Mpiasa
   Fanombohan’ny Volan’ny Masina Maria

Alahady  02: Fetim-piangonana
   Fetin’ny Seminera Propedetika
Antilin’I Madagasikara :FIBO

Alarobia  05: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Alahady  09: Alahady faha-6 ny Paka
   Fitadiavambola 1 ny Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana
   Fetin’ny Révérend Père Vicaire Faustin

Alakamisy 13: Ascension
   Komonio I (Sekoly ivelan’ny Paroasy)

Zoma   14:  Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Asabotsy  15: Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   Lamesa ny Tanora

Alahady 16: Alahady faha-7 ny Paka
   Komonio I (Sekoly ny Paroasy)
   Fetin’I Olon-tSambatra Frère Louis Rafiringa

Zoma   21: Fetin’ny Fikambanana Soeurs Hospitalière

Asabotsy  22:  Pélérinage MDMK

Alahady  23: Pantekôty
   Fanavaozana Toky
   Vetsom-bavaka ny TAKRIKA
   Fitadiavambola FTK
   Fetin’ny Fikambanana Notre Dame de Cénacle

Alatsinainy  24: Fetin’ny Seminera Zandriny Ambohipo

Alahady  30:  Fankalazàna ny TRINITE MASINA
   Fitadiavambola 1 ny Faritra Mahamasina Avaratra
   Assemblée Générale ODAM

Alatsinainy  31: Famaranan’ny volan’I Masina Maria

 

 

                                                                                        JIONA 2010
                                                           -------------------------------------------------------------------------------------------------

Talata  01: Fanombohan’ny volan’I Fo Masin’I Jesoa

Asabotsy  05: Fiofanana Batemy

Alahady  06: Fetin’ny Sakramenta Masina

Alarobia  09: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Asabotsy  12: Fiofanana Batemy

Alahady  13: Alahady tsotra faha-11, Taona D
   Recollection TMT
Fankalazana ny Andron’ny Distrika sy Fetin’ny Olontsambatra Jacques Berthieu

Asabotsy 19: Visite Pastorale (vinavina)
   Fivorian’ny Mpizara Kômonio @ 7 Ora sy sasany
   Fiofanana Batemy
   Fitadiavambola ny Faritra Mahamasina Atsimo.

Alahady  20: Alahady tsotra faha-12, Taona D
   Visite Pastorale (vinavina)
   Fankaherezana
   Recollection Ankizy sy RAR Faritra Mahamasina Avaratra
   Fitadiavambola 2 FET

Asabotsy  26: Fetim-pirenena : Lamesa tokana @ 6 Ora maraina

Alahady  27: Alahady tsotra faha-13
   Batemin-jazakely
   Batemy Dingana I
   Fitadiavam-bola 1 ny TFMA

Talata  29: Fetin’ny Eveka Mpanampy, Sorona Masina @ 10 Ora eny Andohalo.

Alarobia  30: Famaranan’ny volan’ny Fo Masin’I Jesoa : Lamesa tokana @ 6 Ora
maraina.

 

                                                                                           JOLAY 2010
                                                         -------------------------------------------------------------------------------------------------

Alakamisy  01: Ora Masina sy Konfesy

Zoma   02: Zoma Voalohany, Sorona Masina @ maraina sy hariva, @ 6 Ora.

Asabotsy  03: Fitsangatsanganan’ny Kristianina Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana.

Alahady  04 : Alahady tsotra faha-14 Taona D
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
   Fitsofan-drano ny mpanala BEPC
   Recollection ny FKP Faritra Mahamasina Atsimo
   Fiarahabana ny Eveka Mpanampy

Alarobia  07: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Asabotsy 10: FFVA

Alahady  11 : Alahady tsotra faha-15 Taona D
   FFVA

Zoma   16: Fetin’ny Fikambanana Sœurs Carmélite de Ste Thérèse (Befelatànana)

Asabotsy 17: Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora

Alahady  18: Alahady tsotra faha-15 Taona D
   Fetin’ny Olomasina Mpiaro ny Réverend Père Curé.
   Fitadiavambola MDMK

Zoma   22:  Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Asabotsy  23:  Fitadiavambola ny Faritra Andrefan’Ambohijanahary

Alahady  24: Alahady tsotra faha-16 Taona D
Fetin’ny Mb Anne Mpiahy ny FTKAM : Recollection FTKAM
   Recollection TAFIKA
   Fitadiavambola 2 ODAM

 
                                                                                AOGOSITRA 2010
                                             ------------------------------------------------------------------------------------------------

Alahady  01: Alahady tsotra faha-18 Taona D
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
   Fitadiavam-bola ny FTKAM
   Recollection ny Kristianina ny Faritra Mahamasina Atsimo

Talata  03-07: Vêpres

Alarobia  04: Tsingerintaona naha-25 taona naha Pretra an’I Réverend Père Curé

Alakamisy  05: Ora Masina sy Konfesy

Zoma  06:  Zoma Voalohany, Sorona Masina maraina sy hariva.

Alahady  08:  Alahady tsotra faha-19 Taona D
Fetin’ny Père Curé : Fankalazana ny Jobily faha-25 maha-Mpisoron’ny Avo Azy

Alarobia  11:  Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP

Asabotsy 14: Fiofanana Batemy

Alahady  15: Nampiakàran’ny Masina Maria
   Sorona Masina Telo
   Antsam-panahy Tafika
   Recollection Tanora rehetra ny Faritra Mahamasina Atsimo
   Pélerinage ny Mpiservy Lamesa

Asabotsy  21: Fivorian’ny Mpizara Kômonio @ 7 Ora sy sasany
Fiofanana Batemy
   Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   Lamesa ny Tanora

Alahady  22: Alahady tsotra faha-21 Taona D
   Fetin’I Olon-tSambatra Victoire Rasoamanarivo
   Andron’ny FIFAKRI Diosezy
   Fanamasinana Pretra

Alatsinainy  23-28 :Laretirety FET

Talata  24:  Fetin’ny Vikera Jeneraly Lamesa eny Andohalo

Alakamisy 26-27-28: Triduum ny Faritra Mahamasina Atsimo

Zoma   27-28-29: Laretirety ny FKP ny Faritra Mahamasina Avaratra

 

Asabotsy   28: Fiofanana Batemy
   Pélérinage hoan’ny kristianina Faritra Ampamarinana-Ank/na.
   Visite Pastorale (Raha tsy raikitra ny volana Jiona)

Alahady  29: Alahady tsotra faha-22 Taona D
   Fetin’ny Faritra Mahamasina Atsimo : Md Augustin
   Batemin-jazakely
   Dingana FET
   Fitsangatsanganana FIFAKRI
   Fiarahabana ny Vikera Jeneraly eny @ FALDA

Alatsinainy  30:  Fetin’ny Vikera Jeneraly

  

                                                                                SEPTAMBRA 2010
                                               -------------------------------------------------------------------------------------------------

Alakamisy  02: Ora Masina sy Konfesy

Zoma   03: Zoma Voalohany, Sorona Masina maraina sy hariva

Sabotsy  04: Alim-bavaka ny Famindrapon’Andriamanitra

Alahady  05: Alahady tsotra faha-23 Taona D
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
   Recollection ODAM

Alarobia  08: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP @ 6 Ora

Alahady  12: Alahady tsotra faha-24 Taona D

Asabotsy  18: Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora

Alahady 19: Alahady tsotra faha-25 Taona D

Zoma  23: Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Alahady  26: Alahady tsotra faha-26 Taona D
   Recollection ny FKP sy TAKRIKA Faritra Andrefan’Ambohijanahary

Alakamisy 30: Ora Masina sy Konfesy
   Triduum ny Faritra Andrefan’Ambohijanahary

                                                                                  OKTOBRA 2010
                                                   -------------------------------------------------------------------------------------------------

Zoma  01:  Zoma Voalohany Sorona Masina maraina sy hariva
   Fanokafan’ny volan’ny Raozery

Alahady  03:  Alahady tsotra faha-27 Taona D
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva
Fetin’ny Faritra Andrefan’Ambohijanahary : Mb Terezin’i Jesoa Zazakely.
   Fitadiavambola ny TMT

Alarobia  06:  Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP @ 6 Ora

Alakamisy  07:  Notre-Dame du Rosaire

Alahady  10:  Alahady tsotra faha-28 Taona D
   Recollection ny Birao ny Faritra Mahamasina Atsimo

Asabotsy  16: Fivorian’ny Mpizara Kômonio @ 7 Ora sy sasany
Fiofanana Batemy
   Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora

Alahady  17: Alahady tsotra faha-29 Taona D
   Recollection Tanora TFMA sy ny Ray aman-dReny

Asabotsy 23: Fiofanana Batemy

Alahady  24:  Alahady tsotra faha-30 Taona D
   Fitadiavambola 2 ny Faritra Mahamasina Avaratra
   Andron’ny VEA – Distrika Mahamasina

Zoma 29-01/11/10 Laretirety MDMK

Asabotsy 30: Fiofanana Batemy

Alahady  31: Alahady tsotra faha-31 Taona D
   Batemin-jazakely
   Fitadiavambola 2 ny TAKRIKA

 

 

 

 

 


NOVAMBRA 2010
-------------------------------------------------------------------------------------------------

Alatsinainy 01: Fetin’ny Olomasina rehetra, Sorona Masina Telo.

Talata  02: Fahatsiarovana ny Maty

Alakamisy 04: Ora Masina sy Konfesy

Zoma   05: Zoma Voalohany Sorona Masina maraina sy hariva

Alahady 07: Alahady tsotra faha-32 Taona D
   Adoration mialoha ny SM maraina sy hariva

Alarobia  10: Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP @ 6 Ora

Zoma   12:  Fivorian’ny Pretran’ny Distrika

Asabotsy  13:  Recollection FTK

Alahady  14: Alahady tsotra faha-33 Taona D
   Fampiofanana FKP ny Faritra Mahamasina Atsimo

Talata  16: Fetin’ny Arseveka lamesa @ 10 Ora Andohalo

Asabotsy  20: Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   Lamesa ny Tanora
   Fitadiavambola ny Faritra Mahamasina Atsimo

Alahady  21:  Fetin’I Jesoa Kristy Mpanjaka
   Famaranan’ny Taona ny Fiangonana
   Famaranana ny Faha-25 taona ny TMT
   Fiarahabana ny Arseveka Mgr Odon Arsène Razanakolona
   Recollection ny Kristianina Faritra Mahamasina Avaratra
   Recollection ny Kristianina Faritra Ampamarinana Ank/na.
   Recollection ny Mpiservy Lamesa

Alakamisy 25-26-27: Triduum Faritra Ampamarinana-Ank/na.

Alahady  28: Alahady Voalohany ny fiavian’ny TOMPO
   Taom-baovao ny Fiangonana
   Fetin’ny Faritra Ampamarinana-Ankadilàlana
   Fanokafana ny 20 taona ny TAFARADIA
   Recollection ny Faritra Tsimialonjafy

  
DESAMBRA 2010
-------------------------------------------------------------------------------------------------

Alakamisy  02: Ora Masina sy Konfesy
   Triduum ny Faritra Ampamarinana

Zoma  03: Zoma voalohany . Sorona Masina maraina sy hariva

Asabotsy  04: Fiofanana Batemy
Fampiofanana ny Mariazy Miara-mizotra FIFAKRI

Alahady  05: Alahady Faharoa ny fiavian’ny TOMPO
   Fetin’ny Faritra Ampamarinana
   Recollection ny FKP ny Faritra Mahamasina Avaratra
   Recollection TFMA
   Fitadiavam-bola EFDA/FIFAKRI

Alarobia  08 : Fihaonan’ny Chef Kartie sy Birao FKP @ 6 Ora

Alakamisy  09 : Triduum ny Faritra Tsimialonjafy

Asabotsy  11 :  Fiofanana Batemy
Fampiofanana ny Mariazy Miara-mizotra FIFAKRI
Lamesa Famaranana ny Visite pastoraly Faritra Mahamasina Atsimo

Alahady  12 : Alahady Fahatelo ny fiavian’ny TOMPO
   Fetin’ny Faritra Tsimialonjafy
   Lamesa famaranana ny APV Faritra Ampamarinana-Ank/na.
   Recollection ny FKP ny Faritra Mahamasina Atsimo.
   Recollection ODAM

Asabotsy  18 :  Fivorian’ny Mpizara Kômonio @ 7 Ora sy sasany
Fiofanana Batemy
Fihaonan’ny FKP ny Paroasy @ 3 Ora
   AG Distrika ny Mahamasina
   Antsan-kiran’ny Noely ODAM

Alahady  19 : Alahady Fahaefatra ny fiavian’ny TOMPO
Recollection ny ankizy sy RAR ny Faritra Mahamasina Avaratra
Recollection ny Mpiservy
Fitadiavambola MDMK

Alarobia  22-24 Triduum Faritra Mahamasina Avaratra
   Fizarana hoan’ny sahirana

Zoma   24 : Tableau vivant TAFIKA
Sorona Masina @ 7 Ora sy sasany
Fitadiavam-bola 2 ny TFMA


Asabotsy  25 : Fetin’ny NOELY : Sorona Masina Telo
   Bûche de Noël ny Mpiservy Lames
   Noely ny ankizy ny tolakandro
   Fetin’ny Fikambanana Soeurs Providence Ruillé.

Alahady  26 : Fetin’ny Fianakaviana Masina
   Fetin’ny Faritra Mahamasina Avaratra
   Batemin-jazakely
   Mariazy miara-mizotra sy Jobily Mariazy
   Laretirety na Recollection TAKRIKA
   Famaranana ny Fankalazana ny faha-30 taona ny Mpiservy
   Velirano, Toki-panompoana FTK

Alatsinainy  27 : Fetin’ny Fikambanana Soeurs du Christ

Talata  28 : Fetin’ny Fikambanana Soeurs de la  Sainte Famille

Zoma  31 : Faran’ny Taona
   Sorona Masina @ 6 Ora maraina sy @ 6 Ora hariva (TEDEUM)

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Créer un site internet avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site