Créer un site internet

Accueil

"Aina mamelona sy manamafy ny fifandraisana amin'Andriamanitra ny Vavaka"

 

Finoana no andehanantsika fa tsy fahitanaa ! (2 Kôr 5, 7)

Miarahaba anao tonga soa eto amin’ity sehatra ity, izay heverina fa hanampy amin’ny fahalalana, fandalinana ary fampivoarana ny finoana katôlika, tsy ho an’ny zanaky ny Fiangonana eto amin’ny Paroasy Mahamasina ihany, fa ho an’ireo izay rehetra manerana ny vazan-tany efatra mitsidika anay eto.

Dia mirary anao hahita fahombiazana sy hahazo fahasoavana miavosa omban’ny fitahian’Andriamanitra mandrakariva!

Bienvenue dans ce site très cher visiteur. Nous vous souhaitons une agréable visite, riche en acquisitions spirituelles, avec la bonté bienveillante de notre Seigneur.

Documentations catholiques:

Des saints éminents qu’il faut connaître:

 

Lettre Encyclique DOMINUM ET VIVIFICANTEM – Pape Jean-Paul II

 

Ireo Minisitr’i Kristy:
  • RP Curé Modeste Romule Rakotondramanana
  • RP Vicaire 
  • RP Vicaire Rivo Ferdinand Randrianarison
  • RP Vicaire Andriniaina Coudurier Ratsimbazafy
  • RP Vicaire dominical Abdon Rafidison
  • Webmasters:

      • France: Princis & Willy Rakotozafy
      • Madagascar: Moïse Ramilamintsoa

     

     Nirina Razafinjato

    •  
    •  
    •  
    •  
    •  
    •  
    •  
    • Mahery Randrianary

    Ny Birao:  
      •  
      • Président Razafindramanana Narimalala Bien Aimé

     

    Secrétariat de la Paroisse: Sylvie Diana Rakotoniaina

    Tél: (261) 20 24 761 04, ou (261)34 87 510 18

     

    Facebook:  EKAR Md Josefa Mahamasina


    Créer un site internet avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site