Soeurs du Bon Pasteur

  • Nankalaza ny faha-25 taona ny fisiany teto Madagasikata ny Fikambanan-drelijiozy Mpiandry ondry tsara [Bon Pasteur] ny volana Janoary 2010. Hitanao an-tsary ato ny sary fahatsiarovana mirakitra izany koranam-pianakaviana narahina sakafom-piraisana sy ny mofo mamy izany.
Ajouter un commentaire
 

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site