Créer un site internet

Seraseran'ny TAnoran'ny FIangonana KAtôlika

"Fifaninanan-kiran’ny Diosezy"

Nisy Fifaninanan-kira teto amin’ny Diosezy izay nandraisan'ny Chorale Katolika ao anatin’ny Diosezin’Antananarivo anjara

Nahazo ny laharana voalohany tamin'izany ny Antoko Mpihira OnjanDrafitra anjara .

Nisy Dingana fifanintsanana ka ny hira natao tamin'izany dia ny hira: “Ny foko ry Andriamanitro”.

 

Teo amin'ny Dingana ampahefa-dalana sy manasa-dalana kosa dia ny hira : “Avy Jeso” no natao .

 

Ny dingana famaranana dia natao ny Alahady 29 Novambra 2009. .

 

Ny hira nifaninana tamin'izany dia ny hira : “Mino zahay ry Jeso” sy “Ny iriko fatratra”.

 

Ny nahazo ny laharana voalohany tamin'izany dia ny Antoko Mpihirantsika Onjan-Drafitra

Commentaires (20)

1. RAJAONOELINA Andriatahiana 01/06/2011

Bnjr

Mpitondra tanora @ fiangonana iray eto Antananarivo aho, ary mb maniry ny hanokatra siteweb ho an'ny TAFIKA ao @ io fiangonana io nefa tsy mahita ebergement gratuit

Mba omeo sos-kevitra

Misaotra indrindra

2. Farah 12/01/2011

Miarahaba ny onjandrafitra rehetra. Izaho aty Rueil Malmaison no mipetraka fa mpivavaka tao Mahamasina foana dia mpankafy ny hiran'ny Onjandrafitra. Ratsiratsy feo aho dia tsy sahy niditra Chorale. Mandalo eto Tanà aho amin'izao, mba mety ho azoko ve ny n° portable i Richard, Bolo, Jenny sns...?
Misaotra indrindra dia mamdrapihaona

3. Toky 17/09/2010

Salut daholo lesany ao Mahamasina ao???
Lesany lty tô matoritory daôly a???

4. viviane 05/05/2010

misaotra re ry manou , mba nisy namaly ihany ny message!
mandrpihaona ary e!
viviane

5. Manou 02/04/2010

io @sisiny io ny lien mankany @ fb odam ry viviane de mba mamangy ao de misorata anarana @zay afaka maharay vao2 foana a!

6. viviane 31/03/2010

toa tsy misy fanavaozana mihitsy le message! aiza ry tanora ah? mba manoratà e!message efa taloha no ato!
mifoaza ry reto ah!
viviane
veloma ry ODAM

7. Rainy 27/02/2010

Mirary soa ny tanora ny fiangonana rehetra, tsarovy fa tanin-ketsa ny finoana,ary akany nahafohizana i Mahamasina, moa ve tsy ilay fandriana kely ny fo nitopy tamin' i Jesoa, ka tsy mahasasatra ny fitivana azy. Jereo ny magie n'Andriamanitra zay nanompo azy tamin'ny fahamarinana sy ny fanahy, dia raiki-pitia avokoa, ary nanaovany valin-kafatra lalina, TONGA ZANANY SY HANEHOANY NY VONINAHINY AMIN'NY FIAINANA;
MBOLA HAFA NY FIAINANA HITOERNA NY FAHASOAVANY
Mirary soa, ho mpiray fiangonana

8. zo(ODAM) 08/02/2010

slt daol!tena faly be mihitsy za manoratra fa tena nahavita tsika rehetra tamin'ny 2009 ary mbola mirary taona mlay be hoan'tsika rehetra!Ny fiainako rehetra dia ny onjadrafitra tena afahafa be vao tsy mifankaita izahay, eny misy ny adiady ary misy koa ny fifaliana nefa izay ilay onjandrafitra.Ny fitiavana no manjaka.betsaka tsy tambo isaina ny fahasoavana azaoko tao.
Aza avela ho ho rava ny ikambana-tsika ataovy izay ampiroborobo azy amin'ny fitoriana an'Jesoa fa tsara io.
"Ho fety foana anie ny fiainan'tsika"

9. georges viviane (nane) 27/01/2010

salut daholo ny tanora fiangonana mahamasina!
miarahaba tratry ny taona 2010;
i viviane(odam taloha) no manoratra avy aty chelles ( france);
i carine zanaky anatole ex-gendarme ve le manoratra ao ambony? izaho koa manko lehibe tao @ caserne, ary chorale tao mahasina!valio za carien raha ianao le monoratra ( ny anadahinao i eric ,hermano, romarik, et christina, veloma o!!!!

10. Bolo 19/10/2009

Misaotra be dia be ny tanora rehetra izay nahafoy tena sy nanatrika ny JMJ MADA VI tany Toliara fa tena nahafinaritra.
Hita izao fa tena mahay miray hina ny tanora eto @ st Joseph Mahamasina, tsy nampoiziko ho tsotra be sy tia miserasera toy ireny daholo ny ankizy rehetra tany.
Misaotra ee!
any Diégo @ JMJ Mada VII ndray ny fotona!!
bisous daholo!

11. Njaka RANAIVO 21/06/2009

Salut daholo

Ny Tanora hono no herin'ny Fiangonana, kanefa mba mila tairitairina ihany ihany ny antsika ao fa mbola matory be ka ny firosoanao no ampihetsika azy io.

Izaho moa mba mandray anjara mavitrika amin'ilay TA.FI.KA fa ny kely hoentinao dia efa ampy.

Ny vaovao ndray afaka ampitaiko foana na isan'andro aza e!

Mazotoa daholo fa mbola manao match ny Basket Fiangonana lehilahy rahariva (j'adore).

12. ranjamen 16/06/2008

slt daolo.tsara ny serasera fa tohizo e.mba te hahalala oe iza le corally jeune pratiquante n'ny mahamasina atsimo.ny te hifandray de tanoran'ny mahamasina atsimo @zao ft zao.mzt daol d ok e.

13. Fr Norbert 21/06/2007

Hafatra kely ho an'i Mme Suzanne (mpanjaitran'ny faritra) avy ao @ faritra Tsimialonjafy (Mahamasina). Miala tsiny aho ry mama raha mbola tsy nahasoratra ho anao, sanatria tsy hoe manadino akory fa ny fotoana no mbola tsy tonga angamba, mbola sahirana kely @ fanadinana, avy eo manoratra e! Aza malahelo fa izaho mivavaka ho anareo rehefa mahatsiaro, aza hadiniana kia ny mitrotro am-bavaka ireto zanakao aty lavitra aty, mifankatia tsara iazhay 9 lahy.
Mampamangy @ ankizy rehetra.
Fiangaviana @ mpiara-miasa raha azo atao dia mba atao impression dia omena azy, misaotra mialoha @ fiaraha-miasa.

14. norbert 21/06/2007

mahereza ry kristianin'i Mahamasina fa izahay seminarista manohana am-bavaka hantrany

izay manolotra an-kafaliana no sitrak'Andriamanitra
Hoy izahay frera mianatra aty Roma

15. daddybory 23/05/2007

manahoana daholo isika mpivavaka tao aminy saint joseph mahamasina!

dia hono an!Madame na Mademoiselle corally saika mba hanontany anao hoe efa niditra fikambanana masina ve ianao na indrindra panentana na chorale tao aminy mahamasina sud ve ianao dia taminy hoavina azafady dia zay fa veloma daholo tompoko !

16. Corally 11/05/2007

Miarahaba ny mpiara mivavaka rehetra indrindra ny tanora .Mahafinaritra be ilay site fa d mirary soa Sois fier d'être catholique daholo.!! Une jeune pratiquante de Mahamasina Sud.

17. Carine 10/05/2007

Manao ahoana daholo ny tanora rehetra, izaho aty an-tany lavitra dia mahatsiaro foana !!!! mahafianaritra ny mahita an-tsary ny fiangonan'ny tena e !!!
Avy ao am-pamarianana ny bebenay ny ny havanay rehetra, izahay nipetraka tao @ caserne CRZP tao Ankadilalana, avy eo tao Ampamarianana, avy eo tao Avaratr'i Bona (avaratry Mahamasina), teny akaikin'ny Befelatanana izay vao nandeha aty ampitandranomasina à 10 000 Km ny tananan'ny tena.

Ity misy hafatra ho an'i Serge, anadahin'ni Nivo dadatoan'i Kevin ao Avaratry Mahamasina. Mamela an'i mama tsy namela antsika ho mpinamana, nangetaheta ny hahalala anao aho kanefa tsy nety izany, bedin'ny Ray amandreny fa tsy ampy taona. Mbola mijorojoro ao @ laingomena foana ve ianao. Rehefa eo ianao dia tsarovy aho eo @ varavarankelin-dry Raosika zaodahinao

Izay ary e

Carine

18. hoby 25/04/2007

coucou daholo e!
tsisy hanoratra mitsy zany eto fa aleo zahay sy Sandy irery no eto e!
coucou ny tanora rehetra indrindra ny zandry kely maditra ao am ODAM ao.
Ho an' i Richard, mazotoa mitaiza sy mikarakara ny zandrikely bdb ao e!
Le zanaka bdb mitsy fa aiza fôna ny reniny e?

19. Sandy 28/02/2007

manao ahoana daholo e! mirary soa ho an'ny tanora ny fiangonana havita be @ adidy sy ny andraikitra eo@paroasy d maniry ny fiara-miasa @tanoran'ny fiangonana hatrany
Mba ho tena fanasina sy fahazavana tokoa isika tanora @ atao rehetra e!

20. hoby 23/02/2007

miarahaba ny tanora rehetra eto am fiangonana, mahereza daholo am fanatontosana ny asan'Andriamanitra.
Enga anie ka ho tanora tokana, hiray ny tanora rehetra fa tsy ho zarazarain'ny fikambanana akory.
Reharehan'ny fiangonana isika ka tsy ho henatra sanatria.

Ajouter un commentaire
 

Créer un site internet avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site